Ho avy (Rossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala, toky no omeko anao
Tsy niova tsy nanombinana na nanalana hatramizao
Ny voady zay nifanaovana mantsy akia
Tsy hadino na tafasaraka lavitra aza
Oh sanatria

Tomany ny angorodao
Tomany mahatsiaro anao

Mbola ho avy izy e, mbola ho avy izy
Aza kivy ianao e, mbola ho avy izy e

Tomany ny angorodao
Tomany mahatsiaro anao

Mbola ho tonga  izy e, mbola ho tonga izy
Aza kivy ianao, mbola ho tonga izy e
K’aza ketraka e, mbola ho avy izy e
Mbola ho avy izy e, mbola ho avy izy e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rossy
Vangy : 4593
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 01/02/2015 00:23
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0123