Aoira (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hatomorako ny tsapiky mandatsaky mi-balance ehMamolaky ny salegy manonja ny ambiance eh
Aoira aoira
Aoira aoira foana eh
Aoira aoira aoira foana eh
2. Nafolako tsapiky iny tsy hangataka mon frera
Fa miodina lamasiny kara "singer" ah
Aoira aoira
Aoira hanambo tsika eh
Hanambo hanambo hanambo tsika eh
3. Izay folaky na mipika handeso à l'hôpital eh
Sady folaky ny mozika ndray zaka normaly eh
Izay folaky ny laboly no hangala mpanotra
Sady folaky ny haravony rehefa avy eo mandeha tsotra
Aoira aoira
Aoira vonjona ny olo oh
Vonjona vonjona vonjona ny olo oh
4. Izay folaky ny laboly no hangala mpanotra
Sady folaky ny haravony rehefa avy eo mandeha tsotra
Izay folaky na mipika handeso à l'hôpital eh
Sady folaky ny mozika kaka normaly ça
Aoira aoira
Aoira ambony tanana eh
Ambony ny tanana ah ambombimbony ny tanana ah
Ambony ny tanana ah ambombimbony ny tanana ah
Ambany ny mosta ambanimbany ny mosta ah
Ambany ny mosta ambanimbany ny mosta ah
(Guitare solo)
Alamako alamako
Avereno avereno
Atambaro atambaro
Alamako alamako
Avereno avereno
Atambaro atambaro ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RossyVangy : 31
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 07/04/2025 17:14
