hitory ny asanao aho (ROSSINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
inty aho ry tompo!
mamaly ny antsonao
ary hanolo-tena
hanao ny irakao

hitory ny asanao aho
hanambara ny finoana
amin'ireo tsy mahalala
na minia tsy mino tononkira.serasera.org anao

tompo ô! sokafy ny molotro
dia hitory ny asanao ny vavako
omeo ahy jedptm ihany koa ny herin'ny fanahinao
mba hamitako royjqvue ny irakao

nantsoinao cform aho
hanambara ny fitia
amin'ireo tsy tia anao e!
sy manadino ny anaranao

hampitambatra ny olonao e!
no mba tena sitrako
ka omeo hery aho
hanatanterahako an'izany!

Tompo ô! sokafy ....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ROSSINA
Visites : 242
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ROSSINA202612
Date : 03/04/2026 14:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312