hitory ny asanao aho (ROSSINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
inty aho ry tompo!
mamaly ny antsonao
ary hanolo-tena
hanao ny irakao

hitory ny asanao aho
hanambara ny finoana
amin'ireo tsy mahalala
na hhqv minia tsy mino tononkira.serasera.org anao

tompo ô! sokafy ny molotro
dia sefmfhj hitory ny asanao ny ryyjx vavako
omeo ahy ihany koa ny herin'ny fanahinao
mba hamitako ny irakao

nantsoinao aho
hanambara ny fitia
amin'ireo tsy tia anao e!
sy manadino ny anaranao

hampitambatra ny olonao e!
no mba tena sitrako
ka omeo hery aho
hanatanterahako an'izany!

Tompo ô! sokafy ....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ROSSINA
Hits : 243
Likes : 1 Like
Created by : ROSSINA202612
Date : 03/04/2026 14:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0287