TSY AMPY (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY AMPY
Fiainana iray tsy ho ampy ahy
Ametrahako ireo aingam-panahy mameno ny saiko re !
Mila mpandova aho, ametrahako fitohizany re, ô !
Fiainana iray tsy ho ampy ahy
Ametrahako ireo aingam-panahy mameno ny lohako re !

Ametrahako ireo tononkira.serasera.org aingam-panahy mameno ny zdljte elsx foko re !
Mila mpandova qliz aho, ametrahako fitohizany re, ô !

--------
Lien: