MITANDREMA (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MITANDREMA
Raha mahita ialahy olona tsara bpnx bika
Mahay mihetsika, maharomotra fvorlkm toy ny alika
Mitandrema ialahy, mitandrema ialahy
Tsy fingotra ny fiainana, mora tapaka….
Hojerijereny ialahy, ho hitako fa tsara
Homeny toky ialahy dia mitsivalahara fa
Mitandrema ialahy, mitandrema ho aho ialahy
Fitaratra ny fiainana…mora vaky
Tsy fantatr’ialahy izy sy ny ditrany taloha
Omeny an’ialahy tononkira.serasera.org royb izy sy lozany koa moa ka
Mitandrema ialahy, mitandrema ho aho marina moa e
Taratasy ny fiainana, mora rovitra
Izao ialahy izao matahotra mipitrapitra
Maniry mitalaho tsy ho sompatra ny ditra
Mahazo tsirony ialahy, nahazo nofiratsy koa
Ataovy anatra ireo maty rehetra voan’io ka
Mitandrema ho aho tamin’ialahy
Mitandrema ho aho tamin’ialahy
Mitandrema ho aho tamin’ialahy
Ny fiainana mbola lava, sao dia tapaka, vaky na rovitra…..

--------
Lien: