Miantso anao (RIVOLALA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mety maro ny olana miseho mitranga,eo aminao
Ny tsy fisiana fijaliana 'reny, fahoriana
Toa tsisy ny hatonkona,very hevitra mitokona mijaly a!
Toa kivikivy ery,Mafy loatra ity
Izao ve,ny eto an-tany a
Aza hadino f'Andriamanitra
Ilay nahary anao eh
'lay tena Andriamanitra
Andriamanitro zhcvpfu sy ianao eh
Mijery eh,mahita anao

Fa misy anjara ho anao
Ao aminy
Misokatr'ho anao,ny tanànany
Miantso  anao bttylbr Izy, miantso anao ny Tànany
Miantso anao,Avia
Oh ry havako oh ,aiza ary ianao

Mandehana mitsangana jereo ,ny ho avinao
Homeo ny Tompo ny adinao zarao, lazao
Fa ho hitanao,sy hotsapanao ny hatsarany a
De ho ravo ianao,de mety 'zay hatao
Finaritra ianao ka ts'hitomany mqzis a
Aza hadino f'Andriamanitra
Ilay nahary anao eh
'Lay tena Andriamanitra
Andriamanitro sy ianao tononkira.serasera.org eh, mijery eh
Mahita anao.

Rivolala 2010

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : RIVOLALA
Visites : 492
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Rivolala
Date : 08/07/2024 15:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1408