Mahafinaritra (RIVOLALA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy tononkira.serasera.org Tompo Tia 'zay no miantso anao
Izy anie namoy ny Ainy mba ho ahy sy ho smhku anao
Vonona ny handroso ao aminao
Vonona hanatsara ny fiainana
Te ,hanavotra wofxbmgh acyxdbkh anao

Izy 'lay tokana natolotr'Andriamanitra
Hamonjy ny rehetra ho any an-Danitra
Haita fahasambarana
Haita fiadanana
De ho hitanao ao koa 'lay
Fihavanana

Tena mahafinaritra
Sambatra ao,tretrika
Tena mahafinaritra any eh
Sambatra ao tretrika

Rivolala :2009

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : RIVOLALA
Visites : 736
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Rivolala
Date : 08/07/2024 15:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469