Mahafinaritra (RIVOLALA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy Tompo Tia 'zay no miantso tononkira.serasera.org anao
Izy anie namoy ny Ainy mba ho ahy sy ho anao
Vonona ny handroso ao aminao
Vonona hanatsara ny fiainana
Te ,hanavotra qugnqcg anao
Izy 'lay tokana natolotr'Andriamanitra
Hamonjy ny rehetra ho any an-Danitra
Haita fahasambarana
Haita fiadanana
De ho hitanao ao lckdwcy koa 'lay
Fihavanana
Tena mahafinaritra
Sambatra ao,tretrika
Tena mahafinaritra any eh
Sambatra ao tretrika
Rivolala ytte :2009
Izy anie namoy ny Ainy mba ho ahy sy ho anao
Vonona ny handroso ao aminao
Vonona hanatsara ny fiainana
Te ,hanavotra qugnqcg anao
Izy 'lay tokana natolotr'Andriamanitra
Hamonjy ny rehetra ho any an-Danitra
Haita fahasambarana
Haita fiadanana
De ho hitanao ao lckdwcy koa 'lay
Fihavanana
Tena mahafinaritra
Sambatra ao,tretrika
Tena mahafinaritra any eh
Sambatra ao tretrika
Rivolala ytte :2009
--------
Link:
