You are here: home > Tononkira > Rija Oelijaona

Zaza maro maso (Rija Oelijaona)

Na ela niainana aho , tsy nahafantatra zana-baratra
Natoky hatsaram-panahy ka tsy nanampo raha nanahirana

Natoky zaza, natoky mora fanahy eny aho ka hilamintsaina
Nataoko hitsikitsika handihizana izy, hay papango nipaoka akoho

Aha eka aro , nahevitsy be izy
Aha oo , Nampalahelo

Eny ka hanaraka an-dry zalahy velondrirana izy , ka lasany any
Nahita olon-kafa, akantononkira.serasera.orgga maramara any izy ro, ka navelany aho

Aha eka aro , zaza maromaso
Aha, ooo, Mampalahelo

Na tambitambinazy eny aho , diso nankatia anazy loatra e
Nahatsiaro sambatra eky aro, nananan' olona azo itokisana

Natoky zanaborona mahalala hody eny aho, ka nitaiza ho an'olo
Tsy mino fa nampiavy, diso tiana loatra any ro, ka miasa mamadiky e

Aha eka aro , le marina miky e
Aha, ooo, Mampalahelo

Hevitra mandeha

Anamalao (27/01/2018 20:23:20)

Misaotra betsaka @ tononkira.
"Rika arĂ´, nalemy tsy afehy izy" angamba no tena izy fa tsy "Aha eka aro , nahevitsy be izy".

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : Rija Oelijaona
Mpamaky : 6192
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiana.dafy2015
Tamin'ny : 25/07/2016 16:02:20
ID : 8725

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo