Hidera Anao (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera Anao aho Jesoa (hidera Anao)
Hidera Anao aho Jesoa (hidera Anao)
Hihoby Anao aho Jesoa (hihoby Anao)
Hihoby Anao aho Jesoa (hihoby Anao)
Inty aho manandratra Anao (Inty aho)
fa efa babo, babonao
Babonao, inty aho, hidera Anao,
hihoby Anao fa babonao

Tsy haiko ny tsy hanandra-peo Anao (hanandra-peo e ! e !)
Fa nomenao ilay fahasoavanao e!
Tretrika ny fo mankalaza Anao
fa Andriamanitra Avo indrindra Ianao

Fifaliana ho ahy ny (hidera Anao)
Fifaliana ho ahy ny (hidera Anao)
Zava-dehibe ho ahy ny (hihoby Anao)
Zava-dehibe ho ahy ny (hihoby Anao)
inty aho, hidera Anao,
hihoby Anao fa babonao

Tsy haiko ny tsy hanandra-peo Anao (hanandra-peo e ! e !)
Fa nomenao ilay fahasoavanao e!
Tretrika ny fo mankalaza Anao
fa Andriamanitra Avo indrindra Ianao

Hidera Anao aho Jesoa (hidera Anao)
Hidera Anao aho Jesoa (hidera Anao)
Hihoby Anao aho Jesoa (hihoby Anao)
Hihoby Anao aho Jesoa (hihoby Anao)
Inty aho manandratra Anao (Inty aho)
fa efa babo, babonao
Babonao, inty aho, hidera Anao,
hihoby Anao fa babonao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0789