Hefao sao tratry ny nenina (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô! miaingà, miasà, mazotoa, mikeleza aina ka mandrosoa
amin’ny asan’ny Tompo fa aza dia be fangatak’andro !
Izao auxap no fotoana mety ho anao fa ny ampitso tsy ho fantatrao.
Fa dieny mbola velona, hefao fa sao tratry ny nenina !
Matoa tonga eto an-tany isika izao dia misy mission tokony atao.
Amin’ny andro farany samy ho tsaraina amin’izay atao.

Izao no fotoana mety ho anao fa ny ampitso tsy ho fantatrao.
Fa dieny mbola velona, hefao fa sao mgxwdaf tratry ny nenina !
Mbola miala nenina aminao ilay Andriamanitra hatramin’izao.
Izany no mahatonga Azy miantsoantso hoe: avia, avia !

Fa dieny mbola velona, hefao tononkira.serasera.org fa usxe sao tratry ny nenina !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Riampeon' Ny MaritioraVangy : 476
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raiki-pitia
Daty : 01/10/2024 10:50