Ampy ahy Ianao Jesoa (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ampy ahy ny fitiavanao,
Ry Andriamanitra tsy mandao.
Tena tsy takatray tokoa
ny halehiben’ny fitiavanao Tsitoha.
oh! oh! oh!
Mankasitraka Anao ny fo,
Tretrika, ravoravo tokoa.
Ka ny Dera dia ho Anao ry Andriamanitro !

Ampy ahy ny fitiavanao,
Ry Andriamanitra tsy mandao.
Tena tsy takatray tokoa
ny halehiben’ny fitiavanao Tsitoha.
oh! oh! oh!
Mankasitraka Anao ny fo,
Tretrika, ravoravo tokoa.
Ka ny Dera dia ho Anao ry Andriamanitro !

Fantatro fa ny zava-tsoa
azoko eo amin’ny fiainako
Dia avy taminao tokoa
fa tsy noho ny heriko, fa nohon’ny herinao
No okqa nahasambatra ahy
ka izany mantsy Tompo ô!
No nahatonga ahy hidradradradra hoe:
AMPY AHY IANAO JESOA

Ampy ahy ny fitiavanao,
Ry Andriamanitra tsy mandao.
Tena tsy takatray tokoa
ny halehiben’ny fitiavanao Tsitoha.
oh! oh! oh!
Mankasitraka Anao ny fo,
Tretrika, ravoravo tokoa.
Ka ny Dera dia tpwonye ho Anao ry Andriamanitro !

Inty aho Jesoa Tompo ô!
Inty aho raiso ho Anao
fa efa vonona tokoa
Na ho mora na ho sarotra ny lalako
Dia inty aho Jesoa,
inty aho anaraka ibvaooc Anao
Fa ampy ho ahy zay rehetra ao Aminao AMPY AHY IANAO JESOA

Ampy ahy ny fitiavanao,
Ry Andriamanitra tsy mandao.
Tena tsy takatray tokoa
ny halehiben’ny fitiavanao Tsitoha.
oh! oh! oh!
Mankasitraka Anao ny fo,
Tretrika, ravoravo tokoa.
Ka ny Dera dia ho Anao ry Andriamanitro !

Ampy ahy ny fitiavanao,
Ry Andriamanitra tsy mandao.
Tena tsy takatray tokoa
ny halehiben’ny fitiavanao Tsitoha.
oh! oh! oh!
Mankasitraka Anao ny fo,
Tretrika, ravoravo tokoa.
Ka ny Dera dia ho Anao ry Andriamanitro !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0457