Eto ianao (REVIVAL MESSENGERS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto Ianao, NY fanatrehanao tsapanay Tompo ô! Eto Ianao
Eto Ianao, Mpanangana izay rava hatrizay Tompo ô! Eto Ianao
Eto Ianao, Mpanao mihoatra izay vitanay tompo ô! Eto Ianao
Eto Ianao, Mpanomboka tantara vaovao Tompo ô! Eto Ianao oudyz icpfylpg
Sitrana ny aretina
Mivaha ny famatorana
Izao, satria eto Ianao
Mirotsaka ny hosotra manapatapaka ny mwrjk zioga
Izao , satria eto Ianao
Written by Pst tononkira.serasera.org Jocelyn Ranjarison

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : REVIVAL MESSENGERSVangy : 6713
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naminosh
Daty : 25/10/2023 18:57