Tsy Antsoiko hoe Ex (Resia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha fitiavana nomeko hatramin'izay angamba qnuzkrx mino aho fa tsy possible nxjdo ho vitan'ilay iray any zany mihitsy aki.
F'ianao no mody miambo hoe lasa tsara2 vao nariko.
Tsy te handatsa anao aho hoe, ho very enao raha miaraka amin'ny dia aleko mody miteny; hoe lasa tsara2 enao vao niala anah!
Na dia tsy sitram-po hilaza tononkira.serasera.org izany aminao anefa fa tsy tiako ianao hanenina mialoha fa Zao!


(Réf:k' Aza manahy ianao
Fa zah tsy hanary anao
Izany iny hoa; fa afaka mijanona ho mpinamana isika fa...
Ianao tsy antsoiko hoe ex ah!
Fa ataoko hoe vadiko taloha ah!)X2


Fa mino ahy anefa fa indray androany ianao!
Hampijaliany any dia hatsiaro anah, hoe any izay Ilay olona iray tena tia anah anefa toa nataoko tsinotsinona ah!
Ka hatadidy ireo nataoko

Ary haiko fa amin'izay enao vao hanenina zfoo ka hanantona ahy hoe mba hiverina, fa amin'izay fotoana izay zah indray no hiteny hoe aleo mihitsy aloha amin'izao , satria efa nahita Ilay tiako sy tia ahy aho!


Réf: ............

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Resia
Vangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Resia
Daty : 02/11/2026 22:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0762