Tsy Antsoiko hoe Ex (Resia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha fitiavana nomeko hatramin'izay yiuih angamba mino aho fa tsy possible ho vitan'ilay iray any zany mihitsy aki.
F'ianao no mody miambo hoe lasa tsara2 vao nariko.
Tsy te handatsa anao aho hoe, ho very enao raha miaraka amin'ny dia aleko mody miteny; hoe lasa tsara2 myenaca enao vao niala anah!
Na dia tsy sitram-po hilaza izany aminao anefa fa tsy tiako ianao hanenina mialoha fa Zao!


(Réf:k' Aza manahy ianao
Fa zah tsy hanary anao
Izany iny hoa; fa afaka mijanona ho mpinamana isika fa...
Ianao tsy antsoiko hoe tononkira.serasera.org ex ah!
Fa ataoko hoe vadiko taloha ah!)X2


Fa mino ahy anefa fa indray androany ianao!
Hampijaliany any dia hatsiaro anah, hoe any izay Ilay olona iray tena tia anah anefa toa nataoko tsinotsinona ah!
Ka hatadidy ireo nataoko

Ary haiko fa amin'izay enao vao hanenina ka hanantona ahy hoe mba hiverina, fa amin'izay fotoana izay zah indray no hiteny hoe aleo mihitsy aloha nmmmmlvs amin'izao , satria efa nahita Ilay tiako sy tia ahy aho!


Réf: ............

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Resia
Visites : 19
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Resia
Date : 02/11/2026 22:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316