Sambatra (Resia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba tsy afaka an-tsaiko loatra ry Kiala ehFa tiako eh! Ilay fiangolangolanao miantso hoe "Malala" Ay mmmh..
Tsaroako toy ny sambatra mahintsy aho
Amin'ireny eh!eee!
Ilay teo amoron'ny Masay ary toa any À Paris ka sambatr rehefa akaikinao io.
Près réf : Rehefa eo anilanao hoa zah
Toa tsaroako sambatra ery ka faly ny foko rehefa an-tsoinao hoe Malala chérie
Miaraka amin'ilay feonao mahababo ery!
Ka ny toetrana voay aryyy efa nahadaboko anyyyyy aaaannnn an!
Réf: ka matsiaro sambatra aho rehefa anilanao
Tsy misy mahory aho eh!
Rehefa akaikinao
Ka miangavy aho raha mety eh !
Dia aza hilazanao fa tsy mahafoy eh!
Ny akaikinao intsony anie aho eh!
Sady tena hitiavako antsika roa
Samy miaky hoe diso eh!
Rehefa misy Ilay tsy mampiray na koa mampifamaly eh!
Dia samy mba mandefitra satria samy mavozo miady samy mavozo misaraka eh! Satria samy tia antsika roa eh!
Près réf : Rehefa eo anilanao hoa zah
Toa tsaroako sambatra ery ka faly ny foko rehefa an-tsoinao hoe Malala chérie
Miaraka amin'ilay feonao mahababo ery!
Ka ny toetrana voay aryyy efa nahadaboko anyyyyy aaaannnn an!
Réf: ka matsiaro sambatra aho rehefa anilanao
Tsy misy mahory aho eh!
Rehefa akaikinao
Ka miangavy aho raha mety eh !
Dia aza hilazanao fa tsy mahafoy eh!
Ny akaikinao intsony anie aho eh!
Près réf : Rehefa eo anilanao hoa zah
Toa tsaroako sambatra ery ka faly ny foko rehefa an-tsoinao hoe Malala chérie
Miaraka amin'ilay feonao mahababo ery!
Ka ny toetrana voay aryyy efa nahadaboko anyyyyy aaaannnn an!
Réf: ka matsiaro sambatra aho(Sambatra eh!)
rehefa anilanao
Tsy misy mahory aho eh!(An,an,an)
Rehefa akaikinao
Ka miangavy aho raha mety eh ! (Mety eh!yeh!)
Dia aza hilazanao fa tsy mahafoy eh!
Ny akaikinao intsony anie aho eh!
A/C : Resia
--------
Rohy:
