Tsy Antsoiko hoe Ex (Resia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha fitiavana nomeko etkw hatramin'izay angamba mino aho fa tsy possible ho vitan'ilay iray any zany mihitsy aki.
F'ianao no mody miambo hoe lasa tsara2 vao nariko.
Tsy te handatsa anao aho hoe, ho very enao raha miaraka amin'ny dia aleko mody miteny; hoe lasa tsara2 enao vao niala anah!
Na dia tsy sitram-po hilaza izany aminao anefa fa tsy tiako ianao hanenina mialoha fa Zao!


(Réf:k' Aza manahy ianao
Fa zah tsy hanary anao
Izany iny hoa; fa afaka mijanona ho mpinamana isika fa...
Ianao tsy antsoiko hoe tononkira.serasera.org ex ah!
Fa ataoko hoe vadiko taloha ah!)X2


Fa mino ahy anefa fa indray androany ianao!
Hampijaliany any dia hatsiaro anah, hoe any izay Ilay olona iray tena fdvo tia cickrt anah anefa toa nataoko tsinotsinona ah!
Ka hatadidy ireo nataoko

Ary haiko fa amin'izay enao vao hanenina ka hanantona ahy hoe mba hiverina, fa amin'izay fotoana izay zah indray no hiteny hoe aleo mihitsy aloha amin'izao , satria efa nahita Ilay tiako sy tia ahy aho!


Réf: ............

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Resia
Hits : 20
Likes : 0 Like
Created by : Resia
Date : 02/11/2026 22:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321