Namako o ! (RENG'AHY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namako  o, havako  o!
Namako  o, havako  o!
Atsika   agny   hiaradia
Hagnafaky  raha  manahiragny  atsika
  Amy  tany  ety  e! ye! ye!

Eza  hanao  , mandapo  maray.
Eza  hanao  , mangaly malay
Eza  hanao,  ho eza,  ho eza

Ry  mpitondra  fanjakana  
Eza  gn’asa, fa  zalahy mila  miasa

Amin’izay  samy   hana
Amin’izay  Tsy  hifagnadala,
Amin’izay  samy  hiadana

  Mianara  soa ze  mbo   zaza.
Miasa  mafy  ze  tanora.
Mikantia  koa  rà gnolombe

             Hiantsaho  ino  gny  ho  hany,
             Hiala  zaho  hanegny  gny   iafarany e!!!

Ho  eza zaho, ho eza  gny  hombako.
Ho  eza    zaho  ,ino  gn’  hataoko.
Ho  eza zaho, ho eza  gny  hombako.
Ho  eza, ho  eza.

SOLO

  Namako  o, havako  o!
Namako  o, havako  o!
Atsika   agny   hiaradia
Hagnafaky  raha  manahiragny  atsika
  Amy  tany  ety  e! ye! ye!

  
Eza  hanao  , mandapo  maray.
Eza  hanao  , mangaly malay
Eza  hanao,  ho eza,  ho eza

Mianara  soa ze  mbo   zaza.
Miasa  mafy  ze  tanora.
Mikantia  koa  rà gnolombe
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : RENG'AHY
Hits : 2278
Likes : 0 Like
Created by : RADIRA
Date : 28/12/2009 23:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0753