Maraina vaovao (Redona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antenao bbsqywr fa mbola hisy ny maraina vaovao
Hanonerana ny lasa izay nalaina taminao
Voa nafafy ny fahiny mendrika ny ho tsarovana
Manan-tsaina izay godsko hitsiry ka tsy ho resim-pahalovana
Raha ririnina ny andro dia mihintsana ny ravina
Zary resy ny tontolo maizin-dalàna ho diavina exhgbgd
Nefa ao ny lohan-taona izay handimby sy hisolo
Hampitrebona indray ireo tononkira.serasera.org voary niongom-bolo

--------
Rohy: