TSY MISY NENINA (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsapanao fa mamimamy ny any nohon'ny aty
Any ianao no mahatsiaro gvxdwcxo mahazo fy
Raha izy no azonao antoka ho doria
Tsara tso-drano, tsy hahita angano
Maharena tokantrano
Tsy misy nenina ny ahy f'efa natao
Nefa tsy afenina fa mbola tia aho
Maivana moa ny tonta raha sendra vao
Aleo miala mora, sao ho voakora
Mbola be ny tanora
Na dia efa tsara fatotra aza, aleo gzwchera hivaha
Hiezaka aho ny hanatanja-tsaina fa lehilahy
Dia izay ianao ve no ataoko handreraka ahy
Ny alina aza, hiova tononkira.serasera.org ho mazava
Tsy ho ela dia ho rava
Angoniko ny hery rehetra vontxcjo ananako
Analako tsy ho aminao ny fitiavako
Sao mety hanelingelina anareo roa
Eny ampy izay, fa any an-kafa indray
Fa ny aty efa fay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RebikaVangy : 11557
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : doudouridou
Daty : 17/09/2009 15:03