Rebika an-kira (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tononkira.serasera.org matoa izahay mbola toy izao
Ary koa ny hiranay mbola am-bavanao
Ny fahasoavan'ny Ray no nahatoy izao anay
Nareo koa soa fa teo sady tsy nety leo
Fa matoa ilay anarana Rebika
Azon-doza impiry fa tsy rendrika
Misy hafatra tiany ampitainay
Dia fitiavana ho anio sy ho mandrakizay
Noely :
Hafahafa toa sahafa e!
Nefa dia mahaofa vary
Ireo tantaran'ny efa lasa,
Hitanao miharihary
Fa raha niala ary i Raloso,
Ny tarika mbola nandroso
Nanara-dia azy i Lepaly,
Dia nivoaka be ny sary
Lucien :
Niala koa moa i Tonton Pà,
Tsisy miala eo hoy zalahy (Tsisy miala eo)
Angamba yppzzic koa tsy henonao,
Fa na Rahery aza nandao
Mba saika tsara indray ny dôla, Nikopak'elatra i Lôla
Ranix nankany an-dafy,
Banga mihitsy tena tsy ampy
Fa matoa izahay mbola toy izao
Ary koa ny hiranay mbola am-bavanao
Ny fahasoavan'ny Ray no nahatoy izao anay
Nareo koa soa fa teo sady tsy nety leo
Fa matoa ilay anarana Rebika
Azon-doza impiry fa tsy rendrika
Misy hafatra tiany xtax ampitainay
Dia fitiavana ho anio sy ho mandrakizay
Tonton Pa :
Huummm
Fa somary nangingina,
Nandeha irery i Hery Tiana
Dia nanotrona izahay,
Rehefa mozika dia milay
Izahay moa samy tompon-kira hoa,
Tsy afaka hifamilafila
Samy zanaka mpanefy,
Tsy misy manaiky ho resy
Hery Tiana :
Dia tonga ny antson'Izy Tompo,
Lasa i Rivo andeha hanompo
Injay nipaika koa ylcgi ny lera,
Benja lasa pasitera (Amen)
Izay ilay Rebika an-kira,
Somary nahazoazo sira
Efa nentinay am-bavaka io,
Io Noely anontanio
Fa matoa izahay mbola toy izao
Ary koa ny hiranay mbola am-bavanao
Ny fahasoavan'ny Ray no nahatoy izao anay
Nareo koa soa fa teo sady tsy nety leo
Fa matoa ilay anarana Rebika
Azon-doza impiry fa tsy rendrika
Misy hafatra tiany ampitainay
Dia fitiavana ho anio sy ho mandrakizay
Fa matoa izahay mbola toy izao
Ary koa ny hiranay mbola am-bavanao
Ny fahasoavan'ny Ray no nahatoy izao anay
Nareo koa soa fa teo sady tsy nety leo
Fa matoa ilay anarana Rebika
Azon-doza impiry fa tsy rendrika
Misy hafatra tiany ampitainay
Dia fitiavana ho anio sy ho mandrakizay
Dia fitiavana ho anio sy ho mandrakizay
Dia fitiavana ho anio sy ho mandrakizay
Ary koa ny hiranay mbola am-bavanao
Ny fahasoavan'ny Ray no nahatoy izao anay
Nareo koa soa fa teo sady tsy nety leo
Fa matoa ilay anarana Rebika
Azon-doza impiry fa tsy rendrika
Misy hafatra tiany ampitainay
Dia fitiavana ho anio sy ho mandrakizay
Noely :
Hafahafa toa sahafa e!
Nefa dia mahaofa vary
Ireo tantaran'ny efa lasa,
Hitanao miharihary
Fa raha niala ary i Raloso,
Ny tarika mbola nandroso
Nanara-dia azy i Lepaly,
Dia nivoaka be ny sary
Lucien :
Niala koa moa i Tonton Pà,
Tsisy miala eo hoy zalahy (Tsisy miala eo)
Angamba yppzzic koa tsy henonao,
Fa na Rahery aza nandao
Mba saika tsara indray ny dôla, Nikopak'elatra i Lôla
Ranix nankany an-dafy,
Banga mihitsy tena tsy ampy
Fa matoa izahay mbola toy izao
Ary koa ny hiranay mbola am-bavanao
Ny fahasoavan'ny Ray no nahatoy izao anay
Nareo koa soa fa teo sady tsy nety leo
Fa matoa ilay anarana Rebika
Azon-doza impiry fa tsy rendrika
Misy hafatra tiany xtax ampitainay
Dia fitiavana ho anio sy ho mandrakizay
Tonton Pa :
Huummm
Fa somary nangingina,
Nandeha irery i Hery Tiana
Dia nanotrona izahay,
Rehefa mozika dia milay
Izahay moa samy tompon-kira hoa,
Tsy afaka hifamilafila
Samy zanaka mpanefy,
Tsy misy manaiky ho resy
Hery Tiana :
Dia tonga ny antson'Izy Tompo,
Lasa i Rivo andeha hanompo
Injay nipaika koa ylcgi ny lera,
Benja lasa pasitera (Amen)
Izay ilay Rebika an-kira,
Somary nahazoazo sira
Efa nentinay am-bavaka io,
Io Noely anontanio
Fa matoa izahay mbola toy izao
Ary koa ny hiranay mbola am-bavanao
Ny fahasoavan'ny Ray no nahatoy izao anay
Nareo koa soa fa teo sady tsy nety leo
Fa matoa ilay anarana Rebika
Azon-doza impiry fa tsy rendrika
Misy hafatra tiany ampitainay
Dia fitiavana ho anio sy ho mandrakizay
Fa matoa izahay mbola toy izao
Ary koa ny hiranay mbola am-bavanao
Ny fahasoavan'ny Ray no nahatoy izao anay
Nareo koa soa fa teo sady tsy nety leo
Fa matoa ilay anarana Rebika
Azon-doza impiry fa tsy rendrika
Misy hafatra tiany ampitainay
Dia fitiavana ho anio sy ho mandrakizay
Dia fitiavana ho anio sy ho mandrakizay
Dia fitiavana ho anio sy ho mandrakizay
--------
Rohy:
