Mme Vicky (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf:
io fa tazako izy itjgs , io izy
tsingeringerina Vicky o!
Hitako ianao couroucouuu
io fa tazako izy ,io izy
×2
Ny masoko ve no pahana ?
Sa tsy Salama mmkxht ?
Nefa anie ny solomaso efa nalana
Mierikerika Etsy sy eroa
Sady nanontany ihany koa
Izay rehetra mamaly
Miseho tsy vmal mahalala
Réf: .....
I Jean Gilbert aza moa
Sy Ilay hety be
Mitady hanapaka ny voloko
Fa hoe lava be
Oh ra Vicky oh tongava malaky
Fa lerÿ mitady ho bé vinany
Mama izay tiako tononkira.serasera.org ihany
Izay tiako ihany
Réf: ....
Namerimberina Vicky oh !
.....
io fa tazako izy itjgs , io izy
tsingeringerina Vicky o!
Hitako ianao couroucouuu
io fa tazako izy ,io izy
×2
Ny masoko ve no pahana ?
Sa tsy Salama mmkxht ?
Nefa anie ny solomaso efa nalana
Mierikerika Etsy sy eroa
Sady nanontany ihany koa
Izay rehetra mamaly
Miseho tsy vmal mahalala
Réf: .....
I Jean Gilbert aza moa
Sy Ilay hety be
Mitady hanapaka ny voloko
Fa hoe lava be
Oh ra Vicky oh tongava malaky
Fa lerÿ mitady ho bé vinany
Mama izay tiako tononkira.serasera.org ihany
Izay tiako ihany
Réf: ....
Namerimberina Vicky oh !
.....
--------
Lien:
