You are here: home > Tononkira > Rebika

Maholia (Rebika)

Dia tena sahinao mihitsy ny milaza fa :
Tsy afaka misaraka ny hoe harena sy fitia
Atao ahoana moa fa tsy afaka manoatra ka
Mionona aho rehefa tsy mba tiana anefa tia

Nefa hisaorako ianao tsy niavona
Na dia nampiseho ilay fandàvana
Tsy nanary ny fihavanana

Maholia, ireo tsikitsikinao
Izay napetrakao
Tanatin'ny tontolon'ny fihavanana
Sao mba azo hakisaka ao anatin'ny tontolon'ny fitiavana (x2)

Tsy te handatsa fa tsaroako ianao nilaza fa
Tsy afaka misaraka ny hoe haretononkira.serasera.orgna sy fitia
Ankehitriny lavitra ahy ny tsy fananana
Ka mionòna raha toa ka mba tsy tiana anefa tia

Tsy finiavana hampijaly
Nefa kosa ho'aho toa vao omaly
Ilay nilazako anao hoe :

Maholia, ireo tsikitsikinao
Izay napetrakao
Tanatin'ny tontolon'ny fihavanana
Sao mba azo hakisaka ao anatin'ny tontolon'ny fitiavana (x2)

Maholia, Maholia...
Maholia, Maholia...

Maholia, ireo tsikitsikinao
Izay napetrakao
Tanatin'ny tontolon'ny fihavanana
Sao mba azo hakisaka ao anatin'ny tontolon'ny fitiavana (x2)

Hevitra mandeha

hery (27/05/2022 16:05:45)

Tsy hoe Maholy a! ve?

Nohisoa (27/05/2022 08:13:57)

Asa raha Maholia tokoa no izy na Maholy fa ny valin'ny fitadiavana rehetra dia milaza fa io Maholia io

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : Rebika
Mpamaky : 148
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nohisoa
Tamin'ny : 27/05/2022 16:02:18
ID : 14266

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo