DADA MALALA (Ravosata ANDRIAMIHARISOA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihamaloka indray ny lanitra
Fa nidify ilay masoandron’ny hazavany
Nihananjombona sady maloka
Zary kotroka niteraka tomany
Niantsoantso mafy aho nitaraina
Lasa ianao ka dia tomany aho
Isan’andininy: Dada malala ô! Dada tsy foy
teqcg Nilaozanao ka tomany
lqarj tononkira.serasera.org Marary indrindra e! fa lasa ianao
Dada ô! nilaozanao
Dada malala ô! Dada tsy foy
vsrd Nilaozanao ka tomany
Marary indrindra e! ory ny fo
Nefa ataoko ahoana moa
Tonony sy feony:Ravosata ANDRIAMIHARISOA
Fa nidify ilay masoandron’ny hazavany
Nihananjombona sady maloka
Zary kotroka niteraka tomany
Niantsoantso mafy aho nitaraina
Lasa ianao ka dia tomany aho
Isan’andininy: Dada malala ô! Dada tsy foy
teqcg Nilaozanao ka tomany
lqarj tononkira.serasera.org Marary indrindra e! fa lasa ianao
Dada ô! nilaozanao
Dada malala ô! Dada tsy foy
vsrd Nilaozanao ka tomany
Marary indrindra e! ory ny fo
Nefa ataoko ahoana moa
Tonony sy feony:Ravosata ANDRIAMIHARISOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ravosata ANDRIAMIHARISOAVangy : 3340
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAVOSATA
Daty : 22/01/2003 08:13
