Sanjila (raouto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sanjilanao hoa zaho, sanjilanao hoa zaho vadiko oh

Fa na ratsy izy na tsara dia nibata ny amboara fa nahavita nanakatona ny foko ry anjeliko eih (x2)

Ref: (x2)
Sanjilanao ndhkumjf hoa zaho
Sanjilanao hoa zaho
Vadiko oh

Nandalo ny olana ny niatrika sedra wzzgtqf maro
Nefa tsy nahasakana antsika roa tsy hifangaro
Fiarahana nampitsangana fahavalo
Vao may be ny mpanenjika fa tsy mba nisy niaro
Toa lasa nitsoaka toa lasa nihoatra ilay Love
Toa lasa natsiro toa mba nihanafana ilay Love
Toa lasa niredareda be

Ref: (x2)
...

Tiako ianao (x6) tononkira.serasera.org matoa izaho mbola
Mila anao (x6) ra viavy eh, aza adino eih
Tiako ianao (x6) matoa izaho mbola
Mila anao (x6)

Fa na ratsy izy na tsara dia nibata ny amboara fa nahavita nanakatona ny foko ry cpctij anjeliko eih (x2)

Ref: (x2)
...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : raouto
Vangy : 4566
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 04/09/2023 22:29
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0287