Tsara tefy (Ramih)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSARA TEFY ♥
Aza mihevitra akory ny hilefa
hilefa ato am-poko ianao
f'efa tsara kobona tsara tefy
latsa-paka tanteraka ao

Aza mby an-tsaina akory fa tsy tandriko
hoe "iny olona iny tia anao"
f'efa manorisory sy tsy tantiko
ny mahita tononkira.serasera.org azy mandinika anao

Ref : (a)ngaha moa zany, zany tsy tsapanao??
(a)ngaha moa zany, tsy efa hatramin'izay ka hatram'izao??

Ireo fiarahana mamy hatrizay
no nahatonga ahy vtcjiqam tsy ahafoy fdhidoun anao
namela fahatsiarovana mamay
ka lasa tsy haiko "ny wnxupauq tsy eo anilanao"

Ref : (a)ngaha moa zany, zany tsy tsapanao??
(a)ngaha moa zany, tsy efa hatramin'izay ka hatram'izao??

A/C : Ramih
Contact : +261 34 60 009 48
Fb : Ramih Ramih
Page officiel : Ramih (artiste)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ramih
Hits : 900
Likes : 1 Like
Created by : Ramih048
Date : 06/07/2026 12:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292