Voahangy (Rakoto Frah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sompatra loatra ireo dina ny fitia
Adin-tsaina mafy no iemi tafiditra ao am-po
Hay ! Adinonao ilay dinantsika roa
Izay nanao fanekena fa lamban’akoho ry Voahangy
Andro roa volana no nandehananao
Tena wsaael mafy tamiko izao
Ireto zazakely anie jerena
Tsy voakarakara fa tena mahonena
Ny akanjo rovitra tononkira.serasera.org tsy misy mpanjaitra
Ny volo misaritaka ucxl tsy misy mpandraotra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rakoto FrahVangy : 3727
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mifab
Daty : 24/08/2018 13:26