Hoavy jesôsy (Rahalahy JUDE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Jesosy nilaza parw fa
Andeha hanamboatra fitoerana
Jesosy nilaza fa
Tsy fantatr’andro iverenana
Na ny ora na ny taona
Dia samy tsy fantatra
Refrain Tsy hoela avy jesô
Haka ireo olomboafidy
Ny famantarana efa miseho
Aza variana amin’izao fiainan’izao
2)Atsik’izao miomàna
Tazony ny rzeb finoàna
Ary aoka anao ho hino
Izy ihany no mbanjino
Amin’ny fonao tononkira.serasera.org sy ny sainao
De kfrpl izay ihany anao
3)Ry havana malala
Aoka anao hahalàla
Eto an-tany tsy maharitra
Any andanitra finaritra
Fijaliana sy sento
Izany no eto
Andeha hanamboatra fitoerana
Jesosy nilaza fa
Tsy fantatr’andro iverenana
Na ny ora na ny taona
Dia samy tsy fantatra
Refrain Tsy hoela avy jesô
Haka ireo olomboafidy
Ny famantarana efa miseho
Aza variana amin’izao fiainan’izao
2)Atsik’izao miomàna
Tazony ny rzeb finoàna
Ary aoka anao ho hino
Izy ihany no mbanjino
Amin’ny fonao tononkira.serasera.org sy ny sainao
De kfrpl izay ihany anao
3)Ry havana malala
Aoka anao hahalàla
Eto an-tany tsy maharitra
Any andanitra finaritra
Fijaliana sy sento
Izany no eto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rahalahy JUDEHits : 291
Likes : 0 Like
Created by : Zhiden
Date : 29/08/2025 11:58
