Hanaradia Anao (Rahalahy JUDE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Indraindray aho irery rehefa tsy anilako ianao
Indraindray malahelo aho
Toa matsapa miady mafy rah tsisy anao
Ka toa very hevitra aho
Fa ianao jesosy no miaro ahy
Eo antananao  tsy manahy
Ilaiko isan’andro ny herinao Jesô
Antsangano mba ho zanakao

Refrain) Hanaradia anao izahay
                 Eo ankaikinao ry Ray
                 No mahatsara ny fiainako
                 Ary ho fialofako

2)Na dia maro manenjika ahy noho ianao
Tsy ataoko ho sàkana
Ka androany no hilazako fa tsy handao
Na hatraminy fahafatesana
Resy lahatra aho nohony fitiavanao
Ary koa ny fitahinao ahy
Ka izany no hiderako ny anaranao
Ka hihira ilay teny hoe
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rahalahy JUDE
Visites : 131
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Zhiden
Date : 29/08/2025 14:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.067