Sambatra (Rafitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireny teny natolotro ireny
Nomeko anao am-pitiavana
Foiko ho anao manontolo ireny
Tsy noterena fa avy ao am-po
Feno fitiavana anao ny fo
Manantena lova sarobidy ho ahy
Tsy hiova mandrakizay ilay fitiavantsika xahloy roa, hanjakan'ny asambaran'ny fo
Ka hiaraka ho lamban'akoho no fetrany
Izay iriana ho doria
Sambatra isika raha ireo no xeita tanteraka
Hiaraka hihanoka fahafinaretana eto an-tany mandrakizay
Ny fiainantsika asandratra ambony hatrany
Ireo fijaliana, ireo tomany
Fiainana izany
Ireny teny natolotro ireny
Nomeko anao itecojk am-pitiavana
Foiko ho anao manontolo ireny
Tsy noterena fa avy ao am-po
Dia ireo voahary tononkira.serasera.org rehetra ireo
No handravaka antsika roa
Hiaraka hivetsovetso ilay fitiavana ihany koa
Ahita ny mamy sy ny soa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RafitraVisites : 1039
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lugioanderson
Date : 03/12/2019 19:48