Izay tiana mitombo tarehy (PRINCIO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay tiana hono mitombo tarehy
Hitako anie ty lohanao no toa miha-ngôza be
Satria tiako ianao, tena tiako be
Tsy mba resaka vazivazy, na resaka mampihomehy
Tsy resaka mampihomehy

Marina mihitsy fa izay tia adala
Satria kao0ndrana mihitsy aho, adala aminao ry malala
Diso be lay zay tia mahandry, satria sasa-miandry aho
Tsy tafandry mandry te hiara-mandrimandry amin'indry

Reo zay efa teo anie mba efa betsaka
Fa ianao ihany no hasehoko and-Rabôfinay
Tsy mba mampiesona aho, tsy mampiresaka
Tena tapa-kevitra ny hitia anao mandrakizay
Ka hiroborobo erý ity tantaran-tsary kelintsika ity
Sanatria tsy ho mora valaka
Dia mahita antsika eto reto akama kelintsika reto
F'efa vonona hiaraka, hifanaraka
Tsy hibàraka raha misy mampisaraka (kay)
Dia ho ataoko re ze azo atao mba hanajako anao
Hanao zay rehetra tokony ho atao
Tsy hadiditra, tsy hitsiriritra eny
Tsy ho mora noana dia hinankinan-poana
Dia ho ataoko re ze azo atao mba tsy hialàna lavitra eo anilanao
Tsy mba hiodina any ambadimbadika any
Fa hifikitra aminao eny ihany

[Refrain]:
Fa maro be ny vehivavy e
F'ianao no tena favy e
Mahafantatra ny fahendreko
Mahazaka an'ireo hagaigeko e
Fa maro be ny ankizy e
F'ianao no tena izy e
Mahatsapa an'zay ao am-poko
Ireo ditrako sy ny hamamoako e
Hamirampiratra tokoa ny fianantsika roa
F'isika roa, isika roa
Hamirampiratra tokoa ny revintsika roa
F'isika roa
Zay fahavalo teo aloha, dia oainina avokoa
Oainina e, oainina a, oainina e
Dia hoainina avokoa
Dia hoainina avokoa
Hoainina avokoa
Dia hoainina avokoa
Oainina e, oainina a, oainina e

[Outro]:
Fa izay tiana hono mitombo tarehy
Hitako anie ty lohanao no toa mihangôza be
Satria ianao tiako be
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : PRINCIO
Vangy : 7357
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/01/2015 22:31
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.127