Taralila (Oladad)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia ry ikala tiana amy kiala zafy o
Malemilemy anga tratra niany o
Taralila taralala oya
Tsofy indraika ny farara
Dia veloma samy tsara
Fa ela nilalaovana ny Ona ieee
Ela nilalaovana ny ona
Dia Boribory ihxagu ny kanety e
Lavalava ny farara
Nomenay vola anao tsa mmvi nety e
Miavonavona ry malala
Eeee elakelaka raha mandalo
Fa ny tononkira.serasera.org tonga any andoha ranovelona
Mahareta viub ny mpanambady
Mitombo kely te ilevimbelona
Raha mandalo izay havako
Na ny kely toy ny indao izao
Dia ny vady tsa hanao ka na impito
Moa voa amzao raha inaah
Tano ny hazalambo
Bakeo tsy ho robaka
Ny ampela no tsara
Fa Nareo no irotaka
Anao aza laitsa
Fa ny kitono zao irongatsa
Botokita sy famaky e
Fankahita le tsa maty o
Malemilemy anga tratra niany o
Taralila taralala oya
Tsofy indraika ny farara
Dia veloma samy tsara
Fa ela nilalaovana ny Ona ieee
Ela nilalaovana ny ona
Dia Boribory ihxagu ny kanety e
Lavalava ny farara
Nomenay vola anao tsa mmvi nety e
Miavonavona ry malala
Eeee elakelaka raha mandalo
Fa ny tononkira.serasera.org tonga any andoha ranovelona
Mahareta viub ny mpanambady
Mitombo kely te ilevimbelona
Raha mandalo izay havako
Na ny kely toy ny indao izao
Dia ny vady tsa hanao ka na impito
Moa voa amzao raha inaah
Tano ny hazalambo
Bakeo tsy ho robaka
Ny ampela no tsara
Fa Nareo no irotaka
Anao aza laitsa
Fa ny kitono zao irongatsa
Botokita sy famaky e
Fankahita le tsa maty o
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : OladadVisites : 2214
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solomona17
Date : 07/01/2025 07:55
