You are here: home > Tononkira > Oladad

Sesily (Oladad)

Nahoana kay ianao ro mitomagny
(Nilaozagn'ona ve ro malahelo)
Tsa metimety agnao sa marary
(Fitiavagn'io maha gegy ny olombelo)
Eeh.eeh.eeh.eeeeh (x6) ... Ah

Fitiavagn io raha tsa hifanerena
('zay tia ro adala fa mba mahaiza miala)
Tsa ona raika no hamonoana tegna
('za kivy anao fa samy very anjara)

Eeeeka roa Sesily eh
Be fitea aroa lazaina
Io tsa mba hay atao be loatseeh
Eeh.eeh.eeh

Eeeeka roa Sesily eh
Be fitea aroa lazaina
Fa tena tafahoatse

Eeh.eeh Sesily ooh
Eeh.eeh Sesily Aah
Fahao ny ranomasonao (mangina anao 'za mitomany)
Eeh.eeh Sesily ooh
Eeh.eeh Sesily Aah
Fahao ny ranomasonao (mangina anao 'za mitomany)

Nahoana kay ianao ro mitomagny
(Nilaozagn'tononkira.serasera.orgona ve ro malahelo)
Tsa metimety agnao sa marary
(Fitiavagn'io maha gegy ny olombelo)
Eeh.eeh.eeh.eeeeh (x6) ... Ah

rap : semban drahona mbola hisava
ny andro ratsy io mbola hazava
ranomasonao fafao(fafao)
Tomatomany avelao(avelao)
masoandronao mbola hiposaka
ny hasambarana hirotsaka
Tsiky2(x2) no ilaina
misaote avelao 'zay ilaina

Tano ny haza fa sarotra ny mila
Ety dia mafy tokoa ny mahazo
fa ilaina s'ndraika ny mba mamilafila
ndre gisa soa ny miavonavo
Eeh.eeh.eeh.eeeeh (x6) ... Ah

Eeh.eeh Sesily ooh
Eeh.eeh Sesily Aah (ah sesily)
Fahao ny ranomasonao (mangina anao 'za mitomany)
Eeh.eeh Sesily ooh
Eeh.eeh Sesily Aah (ah sesily)
Fahao ny ranomasonao (mangina anao 'za mitomany)

Mpihira : Oladad
Mpamaky : 821
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ravoandriah
Tamin'ny : 10/08/2022 05:58:36
ID : 14470

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo