Taralila (Oladad)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia ry ikala tiana amy kiala zafy o
Malemilemy anga tratra niany o
Taralila taralala oya
Tsofy indraika ny farara
Dia veloma samy tsara
Fa ela nilalaovana ny Ona ieee
Ela nilalaovana ny ona
Dia Boribory ny kanety e
Lavalava ny farara
Nomenay vola tononkira.serasera.org anao tsa nety e
Miavonavona ry malala
Eeee elakelaka raha mandalo
Fa ny tonga any andoha ranovelona
Mahareta ny mpanambady
Mitombo kely te ilevimbelona
Raha mandalo izay havako
Na ny kely toy ny indao izao
Dia ny vady tsa hanao azic ka na impito
Moa voa amzao raha inaah
Tano ny hazalambo
Bakeo tsy ho robaka
Ny ampela no tsara mvfj
Fa Nareo no irotaka
Anao aza ytuxr laitsa
Fa ny kitono zao irongatsa
Botokita sy famaky e
Fankahita le tsa maty o
Malemilemy anga tratra niany o
Taralila taralala oya
Tsofy indraika ny farara
Dia veloma samy tsara
Fa ela nilalaovana ny Ona ieee
Ela nilalaovana ny ona
Dia Boribory ny kanety e
Lavalava ny farara
Nomenay vola tononkira.serasera.org anao tsa nety e
Miavonavona ry malala
Eeee elakelaka raha mandalo
Fa ny tonga any andoha ranovelona
Mahareta ny mpanambady
Mitombo kely te ilevimbelona
Raha mandalo izay havako
Na ny kely toy ny indao izao
Dia ny vady tsa hanao azic ka na impito
Moa voa amzao raha inaah
Tano ny hazalambo
Bakeo tsy ho robaka
Ny ampela no tsara mvfj
Fa Nareo no irotaka
Anao aza ytuxr laitsa
Fa ny kitono zao irongatsa
Botokita sy famaky e
Fankahita le tsa maty o
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : OladadHits : 2507
Likes : 0 Like
Created by : Solomona17
Date : 07/01/2025 07:55
