Ny zanaka (Ny Voanio)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny zanaka no iri-mahaory,
Sady mamy nefa koa mampahory
Raha mba hendry mantsy dia kindriandriana
Fa raha sendra hfebyiz adala kosa dia manjary lontx fahoriana

Ka tezaho soa ny dimy sy fara
Dia tariho mba hizotra amin'ny lalana tsara
Anaro mba hianatra sy ho tia fahendrena
Fa izay no mahasambatra sy manondrotra firenena

Ny zanaka no tononkira.serasera.org ho masonkarena
Izy ireny no handova ny tena
Izy koa no hazo handimby ny ala
Sady tiana no mba hany atynmqge zary tiana
No ho hany malala

Ka tantano ataovy talaky mandeha
Dia ho soa sy ho tsara rehefa lehibe
Ny zanaka zay tiana no faizina anarina
Dia ho hita any aoriana fa hanjary olo-marina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Voanio
Visites : 2472
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamy16
Date : 08/01/2016 11:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438