MIHEVERA (Ny Talöha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho anie Jesô mba hiresaka Aminao
Fa feno fitaka izao tontolo izao
Ny fosafosa lzxdc ao m-piangonana
Izay no fototry ny olana
Maninona anefa raha mifankatia
Amin’ity tany fandalovana ity
Raha hanompo an’i Jesô Kristy
Dia aza asiana lvlivu fiatsarambelatsiy
Mivoaka ny trano ianao handeha hivavka
Tonga anya m-piangonana miditra tononkira.serasera.org tara
Nataonao ambanin-javatra
Ny fihaonana spqyf amin’ny Tompo Andriamanitra
Nefa tsarovy fa indray andro any
Hanadinana anao anie izany
Raha mbola miaina eto an-tany
Halaviro izany rehetra izany
Fa feno fitaka izao tontolo izao
Ny fosafosa lzxdc ao m-piangonana
Izay no fototry ny olana
Maninona anefa raha mifankatia
Amin’ity tany fandalovana ity
Raha hanompo an’i Jesô Kristy
Dia aza asiana lvlivu fiatsarambelatsiy
Mivoaka ny trano ianao handeha hivavka
Tonga anya m-piangonana miditra tononkira.serasera.org tara
Nataonao ambanin-javatra
Ny fihaonana spqyf amin’ny Tompo Andriamanitra
Nefa tsarovy fa indray andro any
Hanadinana anao anie izany
Raha mbola miaina eto an-tany
Halaviro izany rehetra izany
--------
Lien:
