Tsy haiko ny hangina (NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mijery ny lanitra
Dia mahavariana ny nanaovanao
Ny masoandro mibaliaka
Izay mizara hazavana
Manome aina ny tontolo
Fa ny alina ’zay mandimby ydybw izany
Mainka mambabo fo avy hatrany
Volana manjopika, kinta-mamiratra
Maneho ny fahalebiazanao
Dia ho haiko ve fqnw ny hangina ka hitoetra amin’izao
Tsy hanambara ny hatsaranao
’Zay tononkira.serasera.org no mahatonga ahy hihira sy hifaly toy ’zao
Fa mihoatra izay rehetra izay
No namoronanao ahy
Tonga lafatra, fa nataonao
Mitovy endrika Aminao
Misaotra indrindra Ray
Ireo zava-boahary ’zay hitako
Tsy ho ary hotanisaina avokoa
Ny lokon’ireo voninkazo, xgzze hiram-borona
Taratry ny fitiavanao (Ry Tompo)
RAKOTONANAHARY Haritiana
Dia mahavariana ny nanaovanao
Ny masoandro mibaliaka
Izay mizara hazavana
Manome aina ny tontolo
Fa ny alina ’zay mandimby ydybw izany
Mainka mambabo fo avy hatrany
Volana manjopika, kinta-mamiratra
Maneho ny fahalebiazanao
Dia ho haiko ve fqnw ny hangina ka hitoetra amin’izao
Tsy hanambara ny hatsaranao
’Zay tononkira.serasera.org no mahatonga ahy hihira sy hifaly toy ’zao
Fa mihoatra izay rehetra izay
No namoronanao ahy
Tonga lafatra, fa nataonao
Mitovy endrika Aminao
Misaotra indrindra Ray
Ireo zava-boahary ’zay hitako
Tsy ho ary hotanisaina avokoa
Ny lokon’ireo voninkazo, xgzze hiram-borona
Taratry ny fitiavanao (Ry Tompo)
RAKOTONANAHARY Haritiana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBEHits : 3377
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 10/04/2007 08:05
