Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy haiko ny hangina (NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mijery ny tononkira.serasera.org lanitra
Dia mahavariana ny nanaovanao
Ny masoandro mibaliaka
Izay mizara hazavana
Manome aina ny tontolo
Fa ny alina ’zay mandimby izany
Mainka mambabo fo xfvyf avy hatrany
Volana manjopika, kinta-mamiratra
Maneho ny fahalebiazanao
Dia ho haiko ve ny ctbsemzr hangina ka hitoetra amin’izao
Tsy hanambara ny hatsaranao
’Zay no mahatonga ahy hihira sy hifaly toy ’zao
Fa mihoatra izay rehetra ehyyvetk izay
No namoronanao ahy
Tonga lafatra, fa nataonao
Mitovy endrika Aminao
Misaotra indrindra Ray
Ireo zava-boahary ’zay hitako
Tsy ho ary hotanisaina avokoa
Ny lokon’ireo voninkazo, hiram-borona
Taratry ny fitiavanao (Ry Tompo)
RAKOTONANAHARY Haritiana
Dia mahavariana ny nanaovanao
Ny masoandro mibaliaka
Izay mizara hazavana
Manome aina ny tontolo
Fa ny alina ’zay mandimby izany
Mainka mambabo fo xfvyf avy hatrany
Volana manjopika, kinta-mamiratra
Maneho ny fahalebiazanao
Dia ho haiko ve ny ctbsemzr hangina ka hitoetra amin’izao
Tsy hanambara ny hatsaranao
’Zay no mahatonga ahy hihira sy hifaly toy ’zao
Fa mihoatra izay rehetra ehyyvetk izay
No namoronanao ahy
Tonga lafatra, fa nataonao
Mitovy endrika Aminao
Misaotra indrindra Ray
Ireo zava-boahary ’zay hitako
Tsy ho ary hotanisaina avokoa
Ny lokon’ireo voninkazo, hiram-borona
Taratry ny fitiavanao (Ry Tompo)
RAKOTONANAHARY Haritiana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBEVisites : 3376
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 10/04/2007 08:05
