Tsy irery (Ny ravin'oliva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy irery,tsy irery aho ety
Tsy irery,tsy irery aho satria
Tsy matahotra,tsy tononkira.serasera.org mba vahotra
Fa mahatoky Ilay zoky eikudcc be fitia

Ny fiainako eny fiainana mandalo
Ny emsk lalako lalana be fahavalo
Ireo namako efa nihataka avokoa
Ny tompoko tena namana tokoa

Raha nania aho,nania aho tety
Raha auhhgcr nania aho,dia potraka tokoa
Tsy mba havana,tsy mba namana
Hampitraka hizaka izay manjo

Ny fiainako eny fiaina-mila vonjy
Ny tompoko avy hatrany dia namonjy
Ireo namako efa nihataka avokoa
Ny tompoko tena namana tokoa

Tsy irery,tsy irery aho ety
Tsy irery,tsy irery aho satria
Tsy matahotra,tsy mba vahotra
Fa mahatoky Ilay zoky be fitia

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny ravin'oliva
Hits : 1375
Likes : 0 Like
Created by : ninatolotra
Date : 15/09/2017 22:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4577