Tsy irery (Ny ravin'oliva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy irery,tsy tononkira.serasera.org irery aho ety
Tsy irery,tsy irery aho satria
Tsy matahotra,tsy mba vahotra
Fa mahatoky Ilay zoky zcqrvux be fitia
Ny fiainako eny fiainana mandalo
Ny lalako lalana be fahavalo
Ireo namako efa hnyzww nihataka avokoa
Ny tompoko tena namana tokoa
Raha nania aho,nania aho tety
Raha nania aho,dia potraka tokoa
Tsy mba havana,tsy mba namana
Hampitraka hizaka izay manjo
Ny fiainako eny fiaina-mila vonjy
Ny tompoko avy hatrany dia namonjy
Ireo namako efa nihataka avokoa
Ny tompoko tena rvmadoxr namana tokoa
Tsy irery,tsy irery aho ety
Tsy irery,tsy irery aho satria
Tsy matahotra,tsy mba vahotra
Fa mahatoky Ilay zoky be fitia
Tsy irery,tsy irery aho satria
Tsy matahotra,tsy mba vahotra
Fa mahatoky Ilay zoky zcqrvux be fitia
Ny fiainako eny fiainana mandalo
Ny lalako lalana be fahavalo
Ireo namako efa hnyzww nihataka avokoa
Ny tompoko tena namana tokoa
Raha nania aho,nania aho tety
Raha nania aho,dia potraka tokoa
Tsy mba havana,tsy mba namana
Hampitraka hizaka izay manjo
Ny fiainako eny fiaina-mila vonjy
Ny tompoko avy hatrany dia namonjy
Ireo namako efa nihataka avokoa
Ny tompoko tena rvmadoxr namana tokoa
Tsy irery,tsy irery aho ety
Tsy irery,tsy irery aho satria
Tsy matahotra,tsy mba vahotra
Fa mahatoky Ilay zoky be fitia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ravin'olivaVangy : 1463
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ninatolotra
Daty : 15/09/2017 22:04
