Marina ny lalana (NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marina ny lalana ourgwybf izay hitondrany antsika
Tsy mitombona ny ahiahy, Ho an’ireo izay efa tsy hita
Tsy diso Andriamanitra, hivavahanao
Tsy diso Jesosy, hinoanao
Mihatra aman’aina ny lalana vgyz tery
Afo mandoro, akosobolamena
Ny fahitana kosa, mampiakatra ny finoana
Ho tena volamena, ny fandresena
Refrain :
Oh, Ianao no volamena, aminao ny fandresena
Aminao fandresena
Ekena fa be ny olana, fa izao
Izy tsy nanao, antsika ankilabao
Misy anjely mitantana hatrizay
Misy fanahy, mampatsiahy indraindray
Mihatra aman’aina ny lalana tery
Afo mandoro, akosobolamena
Ny fahitana kosa, mampiakatra ny finoana
Ho tena xofk volamena, ny fandresena
Refrain :
Oh, Ianao no volamena, aminao ny fandresena
Aminao fandresena
Marina ny lalana izay hitondrany antsika
Tsy mitombona ny ahiahy, Ho an’ireo izay efa tsy tononkira.serasera.org hita

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVEVangy : 15
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Aurelien Rakotonirina
Daty : 07/10/2026 14:42