Ravoravo (Ny Avo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoravo nahazo ny soa
Ny hafaliana manjaka ao am-po
Fa nahita ny lalan-kombana
Ka androso tokoa sanatria ny hianahana.

Raha ny soritra nataonao
Nampiova ny fo vaovao
Dia ny mba ny hifankatia
Fa mitovy ny ety, zanakao!
.....
Ravoravo nahazo ny soa
Ny hafaliana manjaka ao am-po
Fa nahita ny lalan-kombana
Ka androso tokoa sanatria ny hianahana.

Raha ny soritra nataonao
Nampiova ny fo vaovao
Dia ny mba ny hifankatia
Fa mitovy ny ety, zanakao!, Zanakao!

Ny avonavona anefa mazàna
Harangarangan'i Satana
Tsy mena-miverina indray
Onsa tokoa ka niantso ny Ray.

*Ampionao ka tahio,
Hijoro manomboka anio! (X2)

......

Raha misaina izao fiainana izao
Nahatsiaro ny fitiavanao
Tsy voarefy ary koa tsy voalanja
Feno hatrany ny fetra tsy misy fiafarana.

Ny mahery sy ny olo-malaza
Dia niaky fa Tompo ianao
'Zaho sahy manambara
Ny tantara koa ny hitsara, ny herinao, ny herinao!

Ny laingalainga sy fitaka moa
Harangaranga mba ho soa
Tsy mena-miverina indray
Onsa tokoa ka miantso ny Ray.

*Ampionao ka tahio,
Hijoro manomboka anio! (X2)
......
Ny avonavona anefa mazàna
Harangarangan'i Satana
Tsy mena-miverina indray
Onsa tokoa ka niantso ny Ray.

*Ampionao ka tahio,
Hijoro manomboka anio! (X2)

Hijoro manomboka anio! (X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Avo
Vangy : 1268
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 08/12/2020 18:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0872