Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lehibe ny Finoako (Ny Avo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azoko antoka loatra tononkira.serasera.org , azoko antoka tsara
Ilay Andriamanitry ny fiandohana sy fiafarana
Izy nahary ahy sy nahatoy izao anao
Fitiavana mandrakizay no nitiavany ahy nitiavany anao
Ilay namafa ny ranomasoko , nahita vahaolana xvewzrfq ho ahy e!
Tiako ka tsy hatakaloko ny Andriamanitro tsara fanahy e!
Ilay mpanao ny tsara sy mpamindra fo
Fitiavana mandrakizay nitiavany anao nitiavany ahy orron koa
Zaho matoky Azy ho mandrakizay doria
Ny Anarany ihany no antsoiko
Hitoetra ato am-poko lehibe ny finoako
Azoko antoka loatra , azoko ocbpgui antoka tsara

Izy tsy mandao ahy , tsy mba manary anao
Fitiavana mandrakizay no nitiavany anao

--------
Link: