Somambisamby (Ny Antsaly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Somambisamby kcukne re, irony diavolana
Maizin-takariva re, mba aiza izay havako izany
Mba hitanao va re, sao mba tsinjonao
Atoroy làlana aho mba hizorako any.
Eny re,
Ny ditrako omaly, tsy rofiko intsony
Ny haja fanao, tsy avelan’ny ray
Mifona anieaho, mivalo anie aho
Rahavako
Ah ny masony anie ka xapkffl masom-boromailala
Ah ny fitsikiny anie ka tsy azon’arivo
Handeha isika hody r'isekely
Harivariva ny andro.
Hihazakazaka anie aho, hoarahin-tosika
Sanatria izany re, tsy hanaiki-dresy aho sombinaina
Fa hody wqnd any anie aho, ka hifonako any
Hody any anie tononkira.serasera.org aho, ka tsy hanin-droa.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AntsalyVisites : 4289
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 18/05/2016 20:58