mpanompony ianao (ny antsa midera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpanompony Ianao
Aza matahotra ianao,
Fa momba anao zndyim ny tononkira.serasera.org Tompo,
Ary aza khtb miherikerika foana,
Fa Izy no nooagp Andriamanitrao
Izy tsy mahafoy anao
Mpanompony ianao,
Efa nodifiany ka tsy nariany
Tsy mba nariany
Mampahery anao Izy
Sady mamonjy anao
Ary mitantana anao amin’ny
Tanana an-kavanan’ny
Fahamarinany Izy
Mpanompony ianao,
Efa nodifiany ka tsy nariany
Tsy mba nariany
(Isa.41:9b-10)
A/C : Rahaingomahefa Pascal
Aza matahotra ianao,
Fa momba anao zndyim ny tononkira.serasera.org Tompo,
Ary aza khtb miherikerika foana,
Fa Izy no nooagp Andriamanitrao
Izy tsy mahafoy anao
Mpanompony ianao,
Efa nodifiany ka tsy nariany
Tsy mba nariany
Mampahery anao Izy
Sady mamonjy anao
Ary mitantana anao amin’ny
Tanana an-kavanan’ny
Fahamarinany Izy
Mpanompony ianao,
Efa nodifiany ka tsy nariany
Tsy mba nariany
(Isa.41:9b-10)
A/C : Rahaingomahefa Pascal
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ny antsa mideraHits : 202
Likes : 0 Like
Created by : pascalrahaingo1
Date : 21/04/2026 10:20
