DERAINA ILAY MASINA (Ny Antsa Mass Choir)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira tononkira.serasera.org ho Anao
Ho Anao mandrakizay
Ianao ilay Mahagaga
Asandratray ny Anaranao
Ny anaranao Mpanjakanay
Ilay avo indrindra

Hihira ho Anao
Ho Anao mandrakizay
Ianao ilay Mahagaga
Asandratray ny Anaranao
Ny anaranao Mpanjakanay
Ilay avo indrindra

Anao avokoa izao rehetra izao
noforonin'ny tananao
Ka mendrika hiderana Anao

Ref: czjqw Anio ary ho mandrakizay
Ankalazaina ianao ry jzjv Ray
Ilay Be Voninvahitra
Indraindrainay hatrany
ny Anaranao Masina
Ianao uqezs no Andriamanitray
Dera ho Anao ilay Masina
Haja no atolotray amin'ny fonay
Hoderainay Mandrakizay

A/C: Mamy Nelson

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Antsa Mass Choir
Visites : 1758
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : minohasina2016
Date : 25/11/2019 23:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2021