Andriamanitra Tokako (Ny Antsa Mass Choir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanaraka Anao foana aho ry Andriamanitra tokako e
Hitory ny anaranao amin'ireo izay tsy mbola mahafantatra
Fa nanolotra ny ranao Ianao mba hisolo ny heloko e
Ka deraiko deraina ny Anaranao
Ka sqfmh deraiko deraiko, deraina ny Anaranao
Andriamanitra tokako Hery fiarovako e
Andriamanitra tsy mandao
Tsy misy tsy hainy atao
Andriamanitra tokako Hery fiarovako e
Andriamanitra tsy mandao
Tsy misy tsy hainy atao
Notantananao foana aho n'inon'inona otako e
Narovanao hatrany na dia be ny hadalana izay vitako e
Tsy navelanao irery fitahiana tsy lany no hitako e
Ka deraiko deraina ny Anaranao
Ka tononkira.serasera.org deraiko deraiko, deraina ny Anaranao
Andriamanitra tokako Hery pjcstk fiarovako e
Andriamanitra tsy mandao
Tsy misy tsy hainy atao
Andriamanitra tokako Hery fiarovako e
Andriamanitra tsy mandao
Tsy misy tsy hainy atao
Andriamanitra tokako e
Sady hery fiarovako e
Andriamanitra Ray mahefa ny zava-drehetra
Andriamanitra tsy mandao
Tsy misy tsy Hainy atao
Ny moana niteny , ny jamba nahita, ny maty koa efa natsangany e
Ankalazaina ny anarany, lehibe adoygrx ny fitiavany
Andriamanitra tokana
Tokana tsy mba manavakavaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antsa Mass ChoirHits : 2859
Likes : 1 Like
Created by : minohasina2016
Date : 24/08/2016 11:02