Ny eo anilanao (Ny Aleloia Anosisoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny eo anilanao ry wrngab Raiko
No mety hahasambatra gwqaoj ahy
Iriko mba ho mandrakizay
Satria tsy misy mampanahy

Izany foko sy izany saiko
Dia hapetrako hipetraka aminao
Ny herinao no ilaiko
Mba hanaovako ny sitrakao

Izany foko izany foko sy ny saiko
Dia hapetrako hipetraka aminao
Ny herinao no ilaiko, no ilaiko
Mba hanaovako ny sitrakao

Ary mamiko raha mamiko
Izany any an-danitra any
Iriko ho akaniko
Raha miala ety an-tany

Ry Ray, tolory tononkira.serasera.org fahendrena
Ireto ondrikelinao
Hahaizanay rwsyubwn mitondra tena
Ho tonga anilanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Aleloia Anosisoa
Visites : 2946
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tahina
Date : 07/03/2003 16:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0745