Hidera sy Hankalaza (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera sy hankalaza ny Anaranao bzpkrc aho
Hisaotra sy hanome voninahitra Anao aho
Fa Andriamanitra mendrika hoderaina Ianao
Mampaharitra ny sibxkjc famindramponao mandrakizay aminay.
Noho ny Aminao dia mandositra ny fahavalonay Olon’afaka e !
Ts’hisy intsony izao ny gadra mamatotra tononkira.serasera.org Tena afaka
Voninahitra ! Haleloia ! no hasandratray. jqsvj

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AkoVangy : 4113
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andry Rabeza
Daty : 27/05/2002 07:58